Acteur dans la représentation, la distribution et le service après-vente des secteurs automobile, agricole et industriel
- Miandry sy miaro ary manara-maso ny orinasa, ny fananan’ny orinasa ary miaro ny olona rehetra eo anivon’ny orinasa
- Mandray sy mitantana ny mpanjifa/mpitsidika any amin'ny toerana halehany, sady manaja ny dingana napetraky ny Orinasa
- Miantoka ny fahafaham-pon’ny mpanjifa, miasa araky ny fitsipika mipetraka ato amin’ny orinasa, miasa araka ny ISO 9001 sy ny fenitry ny marika.
- Lahy na vavy 21 taona katramin’ny 42 taona ;
- Ambaratongam-pianarana Bac ;
- Mahay miteny Frantsay ;
- Tsara raha mahay arts martiaux ;
- Manaiky hiasa amin’ny toerana rehetra izay andefasana azy sy amin’ny ora izay ilaina azy ;
- Mahitsy, marina, mazoto, mailo ;
- Mahay mifandray amin'ny olona: mahalala fomba, sariaka ;
- Mahay mifampiresaka sy mahay mihaino ;
- Ranjanana sy salama ara-batana tsara.