-Miantoka ny fiarovana ny olona sy ny fananany ary ny fananan’ny Orinasa amin’ny toerana ambenana.
-Miambina ny manodidina, ny trano sy Agence ambenana
-Mandray sy mandrindra ny fiara sy ny olona mivezivezy ao amin’ny faritry ny Agence sy ny trano
-Manara-maso ny fananan’ny Orinasa rehetra
-Mikarakara sy manadio ny faritra ambenana
-Mampiditra ao anaty cahier ny fananan’ny Orinasa, olona, fiara mivezivezy mivoaka sy miditra ny Orinasa
-Manao famindran’asa (Passation) ara-dalàna amin’ny mpiara-miasa hisolo
-Manao ny fitsirihana mandrakariva ny anatiny sy ivelan’ny faritra ambenana
-Mampilaza ny lehibe avy hatrany raha vao misy trangan-javatra mampiahiahy
BEPC (efa niasa 03 taona tamin’io andraikitra io)
Manana toe-batana matanjaka
Salama tsara
Mahay manaja, mifandray aman’olona
Malina sy azo atokisana
Manana ny fahafahana ara-potoana
PRÉTENTION SALARIALE OBLIGATOIRE